INTERACTIVE

Toekarena 2014

Ny fiovaovan’ny harikarena faobe sy ireo sahatr’asa tamin’ny taona 2014.

 

1 Taona Nitondran’i Hery Rajaonarimampianina

25 janoary 2014 – 25 janoary 2015. Feno taona 1 no nitondran’ny filoha Rajaonarimampianina. Ivereno jerena sy henoina ary tsiahivina ireo fotoana lehibe tamin’izany fitondrana izany.

Tsindrio ny sary eo ambany. Ampiasao ny bokotra fikisahana miankavia na miankavanana hisosana amin’ny fotoana.

tease 2

Chezda : Herinandro aty aoriana.

51 no maty, 130 857 ireo traboina, 44 835 ireo tsy maintsy nafindra monina (tatitra vonjimaika BNGRC 24/1/15) taorian’ny fandalovan’ilay rivodoza Chezda teto Madagasikara ny 15-17 janoary 2015.

Tsindrio ny teboka tsirairay ahitana ny fahavoazana isaky ny faritra.

© 2017 Actualité de Madagascar en Malgache.. All rights reserved.