List/Grid Fanatanjahantena Subscribe RSS feed of category Fanatanjahantena

10312780_688565387863369_7114905461770376730_n

Rugby : AC1B Lehilahy any Ouganda 04 – 12 Jolay 2015, ireo Handrafitra ny Ekipam-pirenena Malagasy

-RAZAFINDRANAIVO Bernard-3FB -RALAIMIDONA hery-COSFA -RASOANAIVO Soloniaina Herizo-IRC -RANDRIANOMANINA  Iandry Johnson-3FB -RAKOTOARIVELO ...
Pétanque

Lalao Tsipy Kanetibe Vehivavy : Hifandona amin’i France ny Ekipa Malagasy.

Tanterahina any Lons-Le Saunier (Jura) France ny 6- 8 desambra ny Fifaninanana iraisam-pirenena amin’ny Tsipy kanetibe ...
cyclisme

Hazakazaka bisikileta: 4-14′ Desambra ny « Tour Cyclisme International de Madagascar ».

Ekipa malagasy 1 5 ahitana mpihazakazaka 6 avy no handray anjara  amin’ny andiany faha 11 amin’ny hazakazaka ...

AfroBasket U18 : Tsara Fanombohana ny Ekipa Malagasy.

78 – 54 no nandresen’ny ekipam-pirenena malagasy Basketball ny ekipa avy any Mali tamin’ity andro voalohany ...
fiba

AFROBASKET MEN U18 : Vonona i Madagasikara.

Ny 31 jolay – 1 aogostra no ho tanterahina eny amin’ny CCI Ivato ny fivoriam-be faha 16 ny Federation Internationale ...
© 2017 Actualité de Madagascar en Malgache.. All rights reserved.