List/Grid Fanadihadiana Subscribe RSS feed of category Fanadihadiana

Antsirabe

Fanadihadiana : Fantaro ny Ivotoerana Lovasoa eto Antsirabe.

Ny taona 2013 no nomen’ny Misiona Norveziana ny Fiangonana Loterana Malagasy ireo fotodrafitrasa nanmpiasainy ho sekoly ...
Miaramila afrikana 30 mahery no notoloran'ny France mariboninahitra ny faran'ny herinandro lasa teo.

Frantsa : Nomena Mari-boninahitra i Rakotozafy

Nosaloran’ny fanjakana frantsay mari-boninahitra « Chevalier de la Légion d’Honneur » ...
IMG_0562

Fier Mada : Mamokatra ny Tantsaha Malagasy.

Andian-tsary anehoana ireo vokatra avy any amin’ny faritra manerana an’i Madagasikara. Vokatra nentin’ireo ...
Ampefiloha 2014

Feno 50 Taona ny Cité Ampefiloha.

Ny taona 1964 no nitokanana ny Cité d’Ampefiloha. Toeram-ponenanana naorin’ny Repoblika voalohany teto Madagasikara ...
jme2014-296x300 (1)

15% ny Tany eto Madagasikara Sisa no Rakotra Ala.

9.220.040 ha sisa ny ala natoraly eto Madagasikara tamin’ny taona 2010. o no voalazan’ny Ministeran’ny ...
© 2017 Actualité de Madagascar en Malgache.. All rights reserved.