0

Voatendry ireo Loholona 21 avy amin’ny Filoha.

Omaly 1 febroary no namoaka ny lisitr’ireo loholona 21 notendreny ny filoham-pirenena Rajaonarimam-pianina. Araka ny lalana tokoa manko dia manana 1/3 ny loholona ny filoha ka amin’ny alalan’ny fanendrena no anolorany izany. Feno izany izao ny isa taorian’ny famoahan’ny HCC ny valim-pifidianana ny 22 janoary lasa teo. Ireto avy ireo loholona avy amin’ny filoha ireo :

1. RAZAFITOMBO ALIBENA Elisa
2. RASAMOELINA Brigitte
3. RASOANAIVO Angeline
4. RAZAFIMAHALEO Lantosoa Julia
5. RAVONINAHITRINIARIVO Mbade Jeanine Gabriel
6.  VIA Céline Marie Yolande
7. Général (e.r) REHOSEVO
8. RATALATA Georges
9. RAKOTOVAZAHA Olivier
10. Colonel (e.r) BOTOMANOVATSARA
11. RAJOBSON Hoela Johary
12. RAKOTOZAFY Jean Martin
13. RAMPARISON Luc
14. RANDRIAMALALARISON François Xavier
15. RAKOTOSEHENO Zo Andriambola
16. RAKOTOMANANA Honoré
17. ABDIRASSOUL Mohamed Mourad
18. Docteur RAKOTOJOELIMARIA Joseph
19. RAJAONARIVELO Pierrot
20. AHMAD
21. BETIANA Bruno

Sokajy: Politika Tags: , ,

Zarao

© 2017 Actualité de Madagascar en Malgache.. All rights reserved.